Entry | 1 takalom-patsa vidimpihinanana |
Elementary words | 2 takalo, patsa, vidy, fihinanana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] entina milaza ny setrin' ny zavatra omena olona; nanaovan' ny hafa ka tsy maintsy manao aminy koa: fifankaleovana no tena heviny; enti-milaza fanomezana ataonao olona mba ho takalon' ny soa nataony taminao |
Updated on 2024/12/07 |